Top Songs By Spvce Chen
Credits
KOMPOSITION UND LIEDTEXT
Rakotondriana Njivaniaina
Songwriter:in
Lyrics
Tsy oe tomany
Sento lava
Mbola marary
´Zahay tsy mahare
Fake maro
´Zaho mitady peace lavitra anareo
Tsy aiko ny any
Fa nitady aho nefa tsy nahita
Izay niantso ahy rehetra tsy novaliko izany
Fa mi-bad aho nefa tsy maninona
Messages, aleo ho ao babe
Ndraindray aho tia ho dead
Izay fanaontsika omaly
Tsika anie tsy hifamatotra
Babymama, za malahelo
Mody mafy fa malemy
Badboy, tsy misy manenina
Izao sisa no iafarako
Sadboy alone
Babymama, ny amintsika ho fafako
Donc, why not?
Rehefa marary aho, dia bye bye love
Bye bye ianao
Izaho izao efa mailo
Izaho izany efa high
Izaho efa ainao tsara
Love io sarotra amiko
Anaty euros no paradise
Izaho efa ainao tsara
Izaho, dark
Mi-shine indray 'zaho ramaraina
Tsy aiko oe, setroka sa tomany
Tavela irery aho, irery ihany
Camé,
Fa 'za dia lean tonight
Very aho, tsy aiko oe very aho
Tsisy tantaraina 'zaho
Tsy hoavy amaray
'Zaho anaty appareil
Dia balec
Izaho no love baby don't u know?
Baby don't u n know?
Sadboy tsy hita anaty love
Démarrer-ko ny stick dia mandeha indray ny appareil
Izay fanaontsika omaly
Tsika anie tsy hifamatotra
Babymama, za malahelo
Mody mafy fa malemy
Badboy, tsy misy manenina
Izao sisa no iafarako
Sadboy alone
Babymama, ny amintsika ho fafako
Donc, why not?
Rehefa marary aho, dia bye bye love
Bye bye ianao
Izaho izao efa mailo
Izaho izany efa high
Izaho efa ainao tsara
Love io sarotra amiko
Anaty euros no paradise
Izaho efa ainao tsara
Izaho, dark
Mi-shine indray 'zaho ramaraina
Written by: Rakotondriana Njivaniaina