Music Video

Featured In

Credits

AUSFÜHRENDE KÜNSTLER:INNEN
OM
OM
Schauspieler:in
KOMPOSITION UND LIEDTEXT
Nanté98
Nanté98
Songwriter:in
Njiva Rakotondriana
Njiva Rakotondriana
Songwriter:in
Kresnik Tommy
Kresnik Tommy
Songwriter:in
Marc Heritiana
Marc Heritiana
Songwriter:in

Lyrics

Zah rery Tsy afaka miteny aho hoe zah rery Zay rehetra ni-perce anah tsy nahomby tanatin'ny life nozaraina Tsy fatatro hoe iza no afaka mpalaka ah Tsy mampino ny talenta ananan'ny malagasy Maheno ny vazonay izy de averiny hoe avy any Canada Na avy any Paris Zay vitany vitanay Io vo mi-test anay de mi-panique Zay mila manao clip any Bali Mameno ny palais Reo mbola varina mapiady saina Hoe drill ve sa plug no quali Zay rehetra mi-poster anaty fuego Fa tsisy ny bastard Any arina any mbola ho tsarona Lay tsisy nandrahona afa-tsy pasta Zay rehetra no-poster-ko tany anaty réseau No itsarany ny past-ko De aleoko mikisaka past ah Milay ny succès rehefa tsy fast Tongavako foana rehefa mbola resaka Hanaovana pésos Zah tsy afaka ny hanome seconde chance anao Zah tsy Jesosy Mila star vo miala eto mamanay Vo miverina ny MC mal à l'aise Tsy any anaty fame fa anaty love No ahitako paradise Miainga ato antranao zah fuego no cabine Efa eny amin'ny tampony misy anay Chen, Nanté98 ny feat de tairo fa alainay daoly Zay misy alaina Hainao mbola miketrika aho Mbola tsy mipotra Hainao tsy de manana aho anatina tata Fa resaka salan'isa atao mipoaka Raha tsy afa-po zah tsisy atao mivoaka eo Tsy afaka idirana anatin'ny fuego Firy misisika anaty message Fa zay hors-ligne anatina labo Zay tsy mi-kala raha tsy hoe resaka espèces Fake elah matoa nangalako espace Tongotro eny an-tampon'dohany Fa ny saiko efa niakatra ny espace Mandeha ohatran' Igpal Mila tonga any aris-Pa Tsy niova ny tarigetra Fa raha matinay reo tsisy restart Efa ela no teto ah Efa ela vo koboko hoe teto ah Tsy mi-kala zay bitch mi tu-toie Raha nanao ratsy enao valiny tatazo Iza nanampo hoe hivadika tsiky ny ranomaso Haiko hoe mila biff ny mama Tamin'ny roa taona tsy kobonao Zao ny vazo miampita ny ranomasina Iza nanampo hoe hivadika tsiky ny ranomaso Haiko hoe mila biff ny mama Tamin'ny roa taona tsy kobonao Zao ny vazo miampita ny ranomasina
Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out