Credits
KOMPOSITION UND LIEDTEXT
Nanté98
Songwriter:in
Dama Rasetason
Songwriter:in
Rindra Razafinimpanana
Songwriter:in
Marc Heritiana
Songwriter:in
Lyrics
Tonga masika otrin'ny anaty triller
Mpanao soukouss miseho ho drilleur
Efa hainao fa aza mody gaga
Raha dope ny P-RA dia ireto no Dealer
Neuf Huit, Dee, so RNDR
Toetra na sipa saromana TN
Tonga mitady recette amin'ny DM
Nefa ny anay ity efa anaty ADN
Bala tokona dia efa mi-shoot
Ny akamanao rap-n' izalahy vaorakotra kalalao
Làlana lavitra
Nefa ny concu toa midina toham-piakarana
Mandeha mangina ny sera
Matoa izaho tsy hitahita eny ambony terrain
Mody tsy mahalala an'ahy fa mi-dope ny hirako
Piquer-ny any anaty na seringue
Fa impiry aho niteny hoe tsy kajy raha hinana
Izaho ilay mipop no toa manahirana azy
Anaty capuche mandinika iza no fosika
Iza no mila anah
Izaho aloha tsy mila an'azy
Vo-snipe hoatry ny anaty Miramar
Feno shark aty feno piranha
Tandremo ialahy sao manimba ny finamanana
Any anaty io izahay izao no taulier
Matoa izahay latsainy ireo MC ntaolo
So Ss20 izaho mandalo eny an-dalana
Tonga dia miherika daholy
Hey ato anaty sambo feno pirate
Matoa ialahy tsy pirate dia adverserako
Rap tena izy fa tsy pirate
Miandry ny puriste hanao AVC
Efa impiry nitifitra io (hey)
Dia impiry nahafaty
Assure-ko ny assiste
RNDR quarterback
Tsy bala blanc no anaty piste any
Fa mamono mahafaty
Neuf huit mi-attaque 102 ny betafo fuego kalaky
Fa mila zavatra mantamanta
Mora hainy amin'ilay tsy hakisaina izy
Omeko zavatra motamota mafimafy
Rehefa tsy misaina any
Vao resiresy kely eo ireo
Dia mody milaza fa hoe on s'amuse
Mora vidy tsy misy fangarony
Mitovitovy amin'ny lasopy Chinoise
Tena mahay ve io sa mody mihetsika
Mipetsapetsana otrin'ny douchebag
Mitaraina ny tany fa navadibadika
Nataonay touze-par
Nefa efa impiry nikitika io
Izy indray no miatota
Be loatra ny sauce
Dia izay tsy maharaka mihetsika goutte
Hakombony ny vava
Mihetsika aloha vao miteny
Tsy miteny ny fako
Fa masisosiso be ireo vao misokatra
Mandravarava otrin'ny hoe basy
Ppe-fra ny anaty paosy
Anaty rap mitata amin'ny porsche
Nefa roanjato ary tsy anaty poche
Fa efa impiry nitifitra io
Dia impiry nahafaty
Na hitotonako mora ireo mbola tsy zakany
Avo loatra aho ka tsy mety takany
Hiezaka foana aho hijanona ho tokana
Matoa hatreto mbola tsy takony
Rap gasy tsy mihodina
Izaho aloha mahita hoe tokony
Raha tsy ireo fako ireo no hakalazaina
Nefa vao mandatsaka ireo tsisy hatokona
Ka eo anivon'ny masony roa anie bala miletika
Ireo mitetika ny hanimba an'ahy
Efa ela no simbako satria voatetika
Mandroso ialahy fa vohan'ny tetiko ah
Mbola pire ny vokatra ho entiko ah
Milaza azy ho voay
Nefa seraiko ilay tsiriritiny nefa vao teto
Dee, Nanté, aza mody manontany
Izahay tsy ambany tany
Efa ela niezaka mbola ambaniko ihany
So hoan'ny ekipako
Mpimaso ho an'ny fuego std ko
Tsy mitsara ivelany aho rehefa mi-rap
Matoa le tru naboridako
Izaho tsy mitata
Fa hilaza ny marina couplet iray
Anefa aveo tsy hita fanina
Raha te ho lasa toe-tsaina no hamborina
Raha te handresy adve aloha fantarina
Ny aty tsy misy toky satria misy pookie
Ka otrin'ny boky vakinay ny pussy
Fa aty feno copie ireo te hampitovy
Tsenaiko amin'ny low kick io
Vita ny movie
Lyrics powered by www.musixmatch.com