Featured In

Credits

KOMPOSITION UND LIEDTEXT
Nanté98
Nanté98
Songwriter:in
Dama Rasetason
Dama Rasetason
Songwriter:in
Rindra Razafinimpanana
Rindra Razafinimpanana
Songwriter:in
Marc Heritiana
Marc Heritiana
Songwriter:in

Lyrics

Tonga masika otrin'ny anaty triller Mpanao soukouss miseho ho drilleur Efa hainao fa aza mody gaga Raha dope ny P-RA dia ireto no Dealer Neuf Huit, Dee, so RNDR Toetra na sipa saromana TN Tonga mitady recette amin'ny DM Nefa ny anay ity efa anaty ADN Bala tokona dia efa mi-shoot Ny akamanao rap-n' izalahy vaorakotra kalalao Làlana lavitra Nefa ny concu toa midina toham-piakarana Mandeha mangina ny sera Matoa izaho tsy hitahita eny ambony terrain Mody tsy mahalala an'ahy fa mi-dope ny hirako Piquer-ny any anaty na seringue Fa impiry aho niteny hoe tsy kajy raha hinana Izaho ilay mipop no toa manahirana azy Anaty capuche mandinika iza no fosika Iza no mila anah Izaho aloha tsy mila an'azy Vo-snipe hoatry ny anaty Miramar Feno shark aty feno piranha Tandremo ialahy sao manimba ny finamanana Any anaty io izahay izao no taulier Matoa izahay latsainy ireo MC ntaolo So Ss20 izaho mandalo eny an-dalana Tonga dia miherika daholy Hey ato anaty sambo feno pirate Matoa ialahy tsy pirate dia adverserako Rap tena izy fa tsy pirate Miandry ny puriste hanao AVC Efa impiry nitifitra io (hey) Dia impiry nahafaty Assure-ko ny assiste RNDR quarterback Tsy bala blanc no anaty piste any Fa mamono mahafaty Neuf huit mi-attaque 102 ny betafo fuego kalaky Fa mila zavatra mantamanta Mora hainy amin'ilay tsy hakisaina izy Omeko zavatra motamota mafimafy Rehefa tsy misaina any Vao resiresy kely eo ireo Dia mody milaza fa hoe on s'amuse Mora vidy tsy misy fangarony Mitovitovy amin'ny lasopy Chinoise Tena mahay ve io sa mody mihetsika Mipetsapetsana otrin'ny douchebag Mitaraina ny tany fa navadibadika Nataonay touze-par Nefa efa impiry nikitika io Izy indray no miatota Be loatra ny sauce Dia izay tsy maharaka mihetsika goutte Hakombony ny vava Mihetsika aloha vao miteny Tsy miteny ny fako Fa masisosiso be ireo vao misokatra Mandravarava otrin'ny hoe basy Ppe-fra ny anaty paosy Anaty rap mitata amin'ny porsche Nefa roanjato ary tsy anaty poche Fa efa impiry nitifitra io Dia impiry nahafaty Na hitotonako mora ireo mbola tsy zakany Avo loatra aho ka tsy mety takany Hiezaka foana aho hijanona ho tokana Matoa hatreto mbola tsy takony Rap gasy tsy mihodina Izaho aloha mahita hoe tokony Raha tsy ireo fako ireo no hakalazaina Nefa vao mandatsaka ireo tsisy hatokona Ka eo anivon'ny masony roa anie bala miletika Ireo mitetika ny hanimba an'ahy Efa ela no simbako satria voatetika Mandroso ialahy fa vohan'ny tetiko ah Mbola pire ny vokatra ho entiko ah Milaza azy ho voay Nefa seraiko ilay tsiriritiny nefa vao teto Dee, Nanté, aza mody manontany Izahay tsy ambany tany Efa ela niezaka mbola ambaniko ihany So hoan'ny ekipako Mpimaso ho an'ny fuego std ko Tsy mitsara ivelany aho rehefa mi-rap Matoa le tru naboridako Izaho tsy mitata Fa hilaza ny marina couplet iray Anefa aveo tsy hita fanina Raha te ho lasa toe-tsaina no hamborina Raha te handresy adve aloha fantarina Ny aty tsy misy toky satria misy pookie Ka otrin'ny boky vakinay ny pussy Fa aty feno copie ireo te hampitovy Tsenaiko amin'ny low kick io Vita ny movie
Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out