Credits
KOMPOSITION UND LIEDTEXT
Ratolojanahary Nirina Sarobidy
Songwriter:in
Lyrics
Oh lesy Sanih!
Tsy haiko zaza iny fa mahafalifaly
Tsy nampoiziko aby
Manome tambitamby mahatamàna
Life mivadika jolie mahita anazy eh
Mampahia mandinika anao eh
Tsy mahaboto koahy fitiava toy zalahy eh
Mahate-hitakisina kisina anah, kisina kisina anah ny vatanao
Tsy mampite-hikisma kisma hoah, kisma kisma hoah
Raha jiaby jiaby aminao
Lasa voafafa ny taloha oh
Nanjary niova ny fiainako oh
Anao no nampisokatra ny fo
Ny saiko aby any aminao any oh
Hainao ilay fika nampitsiky ahy, nambabo ahy oh
Mba ino lôtra raha nataonao nampamôla zaho

Collé oh, collé
Collé oh, collé
Collé oh, collé
Collé oh, collé
Hiara-hiakatra 'tsika roa, 'tsika roa, 'tsika roa

Fa lehe roso gegy an'iaho amin'ingiahy
Fahitàko androky mamiratsa
Hatrany torimasoko tsy ampy aby ah
Lany ieritreretana anao ah
Eie-eh-ieh-ieh-ieh-ieh-eh
Tsika roa mba hitako mifaneva eh
Ieh-ieh-eh-eh-eh
Ny foko ato midobododoboka mafy eh
Asiatsika fety eeeeh!
Laha maneky anao
Tsa mila mitafy koety eeiiiiih!
Rehefa tonga ny alina
Tonga, tonga, tonga, tonga ny maraina vao
Faly, faly, faly fa nahazo aina anao yah
Hainao ilay fika nampitsiky ahy, nambabo ahy oh
Mba ino lôtra raha nataonao nampamôla zaho
Hainao ilay fika nampitsiky ahy, nambabo ahy oh
Mba ino lôtra raha nataonao nampamôla zaho
Collé oh, collé
Collé oh, collé
Collé oh, collé
Collé oh, collé
Hiara-hiakatra 'tsika roa, 'tsika roa, 'tsika roa
Hiara-hiakatra 'tsika roa, 'tsika roa, 'tsika roa
Collé oh, collé
Collé oh, collé
Collé oh, collé
Collé oh, collé
Hiara-hiakatra 'tsika roa, 'tsika roa, 'tsika roa
Hiara-hiakatra 'tsika roa, 'tsika roa, 'tsika roa
Collé col-collé, collé collé oh

Lyrics powered by www.musixmatch.com